|
|
|
|

Entry1  manao rarangy
Elementary words  2  manao, 3  rarangy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms  6  mamely rarangy, mikatroka rarangy

Updated on 2025/09/12